Nifarana omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i MadagasiÂkara, taranja handball, sokajy seniors, lahy sy vavy. Ho an’ny vehivavy, mbola voahosotra ho tompondaka indray tamin’ity taom-pilalaovana ity ny ekipan’ny My-Sah Itasy rehefa nandavo ny THBC Analamanga, tamin’ny isa 24 no ho 21. Raha [...]
Nifarana omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina Mahamasina, ny fiadiana ny ho tompondakan’i MadagasiÂkara, taranja handball, sokajy seniors, lahy sy vavy. Ho an’ny vehivavy, mbola voahosotra ho tompondaka indray tamin’ity taom-pilalaovana ity ny ekipan’ny My-Sah Itasy rehefa nandavo ny THBC Analamanga, tamin’ny isa 24 no ho 21. Raha [...]This article was originally published by Newsmada.
Read Full Story on Source Site →